Ny vaovao Mahfaly.
Maty nohon'ny
fahotanao Jesosy.

  Andriamanitra sy ny Siansa - Index.

Andriamanitra sy ny
Siansa

<< mialoha

manaraka >>

Arkaeolojia 1.Ny tena Tendrombohitry Sinay.
Arkaeolojia 2.Sodoma sy Gomora.
Zavamiaina bitika.Sela. Tsotra na Kojakojany?
Kôsmôlojia 1.Ny lanitra mitory...
Kôsmôlojia 2.Ny Firafitry ny Masoandrontsika dia tanora.
Fiovàna.Fivavahana?
Paleontolojia.Angano momba ny Dinôzôro.
Haibolantany 1.Modely Biblika.
Haibolantany 2.Porofon’ny Safo-drano.

Andriamanitra sy ny Tantàra.

<< mialoha

manaraka >>

Daniela 2.
Daniela 5.
Nofin'i Nebokadnezara.
Andro firavoravoan’i Belsazara.
Fahababoan'i Babylona.
Daniela 7.
Daniela 8.
Nofin’i Daniela.
Ondrilahy sy Osilahy.
Tandroka Kely.
Daniela 9.Fito-polo herinandro...
Sambo Fiaran’i Noa.Ny toerana nisy ny Sambofiaran'i Noa.

Arkaeolojia


  Ny tena Tendrombohitry Sinay.

Ny tena Tendrombohitry Sinay.

Ao amin'ny Faritra iray voadidin’ny rano antsoina hoe Sinai dia misy tendrombohitra atao hoe Tendrombohitry Sinay. Na izany aza anefa dia tsy ity tendrombohitra ity ilay iray voalaza fa nidinan’ny Tompo, na nandraisan’i Mosesy ny didy 10.

Ny tena Tendrombohitry Sinay dia miorina ao Arabia Saodita, ary na dia misy tsy fitovian-kevitra aza momba ny anaran’ity tendrombohitra ity, dia antsointsika hoe "Jebel el Lawz" izy, izay no niantson’i Ron Wyatt, Arkeology azy.

Jebel el Lawz, izay midika hoe "tendrombohitra amandy"(amandier), izay tsy misy volkano, kanefa ny vatolampy eo an-tampon'ny tendrombohitra dia niova loko ary mampiseho famantarana fa niharan’ny hafanana ambony be (niempo) izy, izay ny Tompo no nidina teo.


Ny tena Tendrombohitry Sinay.
(Sary - ArkDiscovery.com)

Eo amin’ny fototr’ity tendrombohitra ity dia misy porofo maromaro, mampiseho fampiasana zavatra mandritra ny fe-potoana iray. Misy sary amin'ny vatolampy mampiseho ny andriamanitra Ejypsiana Horus sy ny omby, (ombalahy kely vita lasitra), Ary koa ny menorah. (fanaovan-jiro fito)

Tsy misy mahazo miditra amin’io toerana io, ny fefy manodidina azy, satria fitobian’ny miaramila Saodiana.


  Hoy ny Soratra Masina ...

Ny tendrombohitra niempo teo anatrehan'i Jehovah. Eny, na dia iry Sinay iry aza teo anatrehan'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.

Mpitsara 5:5


  Hoy ny Soratra Masina ...

Ary ny tendrombohitra Sinay nivoa-tsetroka avokoa, satria Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo; dia niakatra ny setroka tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe, ary nihorohoro mafy ny tendrombohitra Sinay rehetra.

Ary rehefa notsofina ny anjomara ka nidradradradra, dia niteny Mosesy, ary Andriamanitra namaly feo azy.

Ary Jehovah nidina nankeo an-tendrombohitra Sinay, dia teo an-tampon'ny tendrombohitra; ary Jehovah niantso an'i Mosesy hankeo an-tampon'ny tendrombohitra; dia niakatra Mosesy.

Eksôdôsy 19:18-20


   Rano avy amin'ny Vatolampy.

Meriba. Rano avy amin'ny Vatolampy.


Rano avy amin'ny Vatolampy.

(Sary - ArkDiscovery.com)

Tao Meriba dia nisy vatolampy nisy fivakisana lehibe hatrany ambany. Ilay vatolampy dia 16 metatra ny haavony (na mihoatra).

Teo ampototr’ ilay vatolampy dia nisy porofo fa nisy ranobe nikoriana teo, nandritra ny fotoana ela.

Andriamanitra nitsinjo ny Olony, Israely, tamin’ny nanomezany rano avy amin’ny toerana faran’ izay sarotra indrindra mety hivoahan ‘izany rano izany.

Izany no mpitsinjo mahery.

Eksôdôsy 17:6-7,
6 “Ary, indro, hijanona eo anoloanao Aho eo ambonin'ny vatolampy any Horeba, dia hovelesinao ny vatolampy, ka hisy rano hivoaka avy aminy mba hosotroin'ny olona.” Dia nanao izany Mosesy teo imason'ny loholon'ny Isiraely.
7 Ary ny anaran'izany toerana izany dia nataony hoe Masa, sy Meriba, nohon’ ny filàna ady nataon'ny Zanak' Isiraely, satria naka fanahy ny TOMPO izy ireo: “Eto aminay va ny TOMPO, sa tsia?”

Salamo 78:15-16,
15 Namaky vatolampy tany an-efitra Izy, ka nampisotro azy nanaram-po tahaka ny amin'ny rano lalina.
16 Ary nampivoaka rano mandriaka avy tamin'ny harambato Izy ka nampirotsaka rano ho tahaka ny ony.


Tsindrio ny sary mba ahazoana lehibebe amin'ny PDF.


As the Eagle
Stireth her nest.

(PDF Anglisy)

Toko 14
- Harambaton'i Sabino

(PDF)

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

(PDF's)

Toko 11 - Ny Rahona

(PDF)

Teo aloha...

Avy eo...

William Branham Life
Story.

(PDF Anglisy)

How the Angel came
to me.
(PDF Anglisy)

Pearry Green personal
testimony.

(PDF Anglisy)

Marriage and Divorce.

(PDF Anglisy)

Toko 13 Andriamanitra
dia Mazava.

(PDF)

Toko 9
Ilay Sintona Fahatelo.

(PDF)


Hafatra maharevo... Safidio ny fiteny, dia alaivo maimaimpoana, avy any amin'ny Rahalahy William Branham ireo Hafatra ireo.


Ny Misiterin'i Kristy.

Anglisy gazetikely vohikala.

Ny Bokin’ny Fanambarana.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Arkaeolojia.

Tonga ny Fampakarana.

 
 

Ireo fampianarana lehibe ao amin’ny hafatra.

Ny vaovao Mahfaly.
maty nohon'ny fahotanao Jesosy.

Batisan’ny Rano.

 
 

Ilay Rahona tsy azo hazavaina.

Andry Afo.

 

Ny Voninahitra Shekinah
an’Andriamanitra.

Foana ny fasana,
velona IZY.

 

Ilay Mpialoha Lalana.

 

Andriamanitra dia Mazava.

Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

Ny Taom-piangonana Fito.

Ny Tombokase Fito.

Andriamanitra sy ny andian-dahatsoratra
ara-tantàra - Daniela.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Fiovàna.

Noely
andian-dahatsoratra.

Andian-teny velona.

 

Anaran’Andriamanitra.

Sambo Fiaran’i Noa.

Ny Fisarihana Fahatelo.

 

Ny feon'ny Famantarana.

Nipoitra ilay Anjely.

Ota tany
am-piandohana.
Paoma ve ilay izy?

Angano.

Haibolantany Biblika.

Izany vehivavy Jezebela izany.

Vanim-potoanantsika Laodikia.

Kristy Ivelan'ny Fiangonana.

Fotopampianaran’ny Nikolaita.

Fahafatesana.
Inona ary?

Babylona Misitery.

 

Andriamanitra sy ny Siansa.
Zavamiaina bitika.

Andriamanitra sy ny Siansa.
- Kôsmôlojia.

Andriamanitra sy ny Siansa. Angano momba ny Dinôzôro.

Fanamarinana Mpaminany.

 

Fitsarana amin’ny
Horohoron-tany.

Aramagedona.

 

Fanasitranana Mahagaga.

Arkaeolojia.
Sodoma sy Gomora.

Anio no
Ahatanterahan’ity
Soratra Masina ity.

Ny Firafitry ny
Masoandrontsika dia
tanora.