Ny Voninahitra Shekinah an’Andriamanitra.


   Ny fonenanao 'Andriamanitra.

Tany an’Efitra.

(External Link.)
Ny sary lehibe dia azo avy amin'ny...


Moses' Tabernacle in the Wilderness.
www.selahart.com

(Mpanakanto - Norbert McNulty)
(Copyright 1976 - Mark and Jody McNulty)

Tabenakelin’i Jehovah tany an’Efitra.

Ny Tabenakelin’i Jehovah tany an’Efitra dia tahaka ny tranolay (tente), namboarina mba ho azo vahana (demonter), ka nafindra ho any amin’ny toerany (destination) manaraka, tahaka ny vahoaka nandalo ny tany nampanantenaina, nomen’Andriamanitra an’i Mosesy ny hanamboarana azy ao amin’ny Eksodosy 25:8

“Avelao izy ireo hanao toerana masina ho ahy; mba ahafahako mipetraka eo anivony.Araka izay rehetra efa nasehoko anao,tahaka ny modelin’ny taberinakely,ary ny endriky ny fitaovana rehetra ampiasaina ao,dia izay no hanaovanao azy.”

Ny Tempolin’i Solomona

Davida dia naniry ny hanangana tempoly maharitra ho an’Andriamanitra fa nosakanana tsy hanao izany izy. Nilaza taminy Andriamanitra ao amin’ny 1Tantara 28:6 “ Dia hoy izy tamiko, Solomona zanakao, izy no hanangana ny tranoko sy ny tokontany (Parvis): fa nofidiko izy mba ho lasa zanako, ary Izaho ho rainy.”

Ny Tempoly Faharoa.

Rehefa tafaverina avy tany amin’ny fanandevozana tao Babylon ny vahoaka dia natsangany indray ny tempoly. Naharitra 49 taona no nanaovana izany, zava-dehibe io isa io satria mampiseho ny vanim-potoanan’ny faminaniana ao amin’ny Daniela 9:25 izay nitranga. Fito herinandro no hanorenana indray ny tempoly. 1 herinandro= 7 taona (na 1 andro= 1 taona).Io no ahafahantsika mikajy ny fotoana izay hipotran’ny Mesia ao Jerosalema. 7 herinandro ampiana 62 herinandro = 483 years. Teo no nipoitra Kristy ary nofantsihana teo anelanelan’ny faha fitopolo herinandro. Io dia mamela hatsasaka herinandro (3.5 taona) izay mbola hitranga amin’ny Jiosy.

Tsy maintsy voasoratra ao amin’ny soratra Masina izany “Fantaro ary ary saintsaino, fa hatramin’ny nivoahan’ny didy ny hanavaozana sy hanamboarana an’i Jerosalema mankany amin’ny Mesia ilay Printsy dia ho fito herinandro sy roa amby enimpolo herinandro: ho vita indray ny làlana, ny rindrina, eny fa na dia amin’ny andro sarotra aza. (Daniela 9:25). Nisy didy nivoaka (decret) anankiroa, ny iray avy amin’i Kyrosy ary ny faharoa avy amin’i Dariosy II. Ilay faharoa no mindraika amin’io faminaniana io. (Ezra 1)

Ny Tempolin’i Heroda.


Modely ny Heroda tao Tempolin'i. Circa 30ad.

Heroda dia nanampy tamin’ny Tempoly Faharoa. Izany dia nahafahana namerina azy tamin’ny hahavony tamin’ny voalohany, araka izay nataon’i Solomona.

Ny Fitoeran’Andriamanitra ankehitriny.

Ao amin’ny Asan’ny Apostoly 2, dia misy trangan-javatra voalaza, dia Andriamanitra (Fanahy Masina), tonga tamin’ny endrika “Lelafo”, ary nipetraka teo ambonin’ny lohan’ny mpino tsirairay.Amin’ny Kristiana dia fantatra io hoe “Batisan’ny Fanahy Masina”. Ho an’ny mpino tsirairay io, arak any voalazan’i Petera ao amin’ny Asan’ny Apostoly 2:38 “Mibebaha, ary aoka samy atao batisa amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy mba ho famelan-keloka, ary ianareo handray ny fanomezan’ny Fanahy Masina.”


Ny 3 anatin'izao fanjakam ny lehilahy.

Ampidiro.

65-1128M  God's Only Provided Place of Worship.
59-1216  What is the Holy Ghost.
59-1217  What the Holy Ghost was given for.
Trano Manao Ahoana No Ateonareo Ho Ahy?.
55-1110  A hidden life in Christ.

Dikan’ny Endriky ny Tempoly.

Ny Tempolin’i Jerosalema dia nanana tokontany ivelany (Parvis), ny toerana masina, ary ny masin’ireo masina (Pluriel) izay hidiran’ny MpisoronaBe indray mandeha isan-taona, miaraka amin’ny Ràn’ny fanavotana (Atonement) ny fahotan’ny vahoaka.Ny firafitry ny tempoly dia mampiseho olombelona, misy vatana (tokontany ivelany), saina (toerana masina), ary ny masin’ireo masina (fanahy) izay hitoeran’ny voninahitra Shekinah an’Andriamanitra, ary ao koa no hipetrahan’ny fiaran’ny fanekena (Tenin’Andriamanitra)

Maro no milaza azy ho Kristiana, fa tsy mbola nanana Mpisorona Be (Jesosy Kristy) niditra miaraka tamin’ny rà fanavotana.

Maro ny Kristiana no sahirana amin’ny traikefany - tahaka ny jiro ao amin’ny tokontany (Alina sy andro). Ny sasany niditra ny toerana masina, (fiainana ao am-piangonana) - jiro maharitra fa tsy voa-janahary, avy amin’ny fanaovan-jiro fito. (mampiseho ny taom-piangonana fito). Fa tsy tafiditra tao amin’ny efitra lamba izay misy ny jiron’ny fanatrehan’Andriamanitra.


  Hoy ny Soratra masina...

Ary Mosesy niandry ondry an’i Jethro rafozan-dahiny, mpisorona tao Midiana: nentiny tany ambadiky ny tany efitra ireo, ary tonga tao an-tendrombohitr’Andriamanitra, eny hatrany Horeba.

Ary nisy anjelin’i Jehovah nipoitra taminy tamin’ny lelafo avy ao anaty kirihitr’ala: ary nijery izy, ary indro, nirehitra ny kirihitr’ala, kanefa tsy levona.

Eksodosy 3:1-2


   Andry Afo

Pillar of Fire / Andry Afo (Colonne de Feu).


Andriamanitra namaly an’i Elia tamin’ny afo.

Ny tena maha samihafa ny Jodaisma sy ny Kristiana, amin’ny finoana hafa rehetra, dia ny fisian’ny “Shekinah” Voninahitr’Andriamanitra- Ny AndryAfo.

Andriamanitra nitondra ny vahoakany, tamin'ny Andry Afo nandritra ny alina, ary Andry Rahona tamin'ny atoandro. Tena feno voninahitra tokoa io zava-nitranga io.Ny zavatra tena mahavariana dia rehefa manome hazavana ny Israely izy, dia aizina mangitsokitsoka no ao amin'ny fahavalony.

Rehefa nanao sorona i Elia teo antendrombohitry Karmela, dia namaly ny vavaka nataony Andriamanitra tamin’ny afo.

Tamin’ny vita ny androny tety an-tany, dia nofaon’ny Kalesy Afo izy.

Tamin’ny Jesosy novana endrika teo an-tendrombohitra, ny tarehiny sy ny akanjony dia nazava namirapiratra.

Paoly dia nifanena tamin’ny Tompo tamin’ny làlana mankany Damasy, hazavana namirapiratra… Hoy izy “Iza moa ianao Tompoko?” “Izaho no Jesosy” ny valiny.


  Ny Andry Afo - Houston 1950.

Ny Andry Afo - Houston 1950.


William Branham.

Tao Houston, Texas Janoary 1950, nisy sary nahagaga nalain’ny Douglas Studios. Tamin’io sary io dia nisy hazavana nipoitra teo ambonin’ny lohan’i Rahalahy William Branham tahaka ny aloalo. Io dia nohadiadianan’i George J.Lacy izay mpamakafaka ny toe-javatra tahaka izany, mba hanamarinana raha ilay hazavana dia mety ho vokatry ny fametrahana diso, famelarana (developper), na nokasihina. Ny fanadihadiana dia tena nanampy nanamarinana io trangan-javatra io fa tena nivoaka tamin’ny sary nalaina io. Io sary io dia mihantona ao amin’ny "Hall of Religious Art" ao Washington DC, milaza fa io ihany no zavatra tsy azo hazavaina nalaina sary. (Etre Supernaturel)

Ampidiro (Anglisy).   53-0509  Pillar of Fire.

Jereo ...   Ny Asa nataon'ny mpaminany.
Toko 13 - Adriamanitra Dia Mazava.
(PDF)


Quote from  Teo Kalvary Tamin'io Andro Io.


   Ampidiro...

  Hoy ny Soratra masina...

Tsy fantatrareo va fa ny vatanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, izay mitoetra ao anatinareo, sy noraisinareo tamin'Andriamanitra, ka tsy anareo ny vatanareo?

Fa novidiana lafo ianareo: noho izany omeo voninahitra Andriamanitra amin'ny tenanareo, ary amin'ny sainareo, izay an'Andriamanitra.

1 Korintiana 6:19,20



Hafatra maharevo... Safidio ny fiteny, dia alaivo maimaimpoana, avy any amin'ny Rahalahy William Branham ireo Hafatra ireo.


Ny Misiterin'i Kristy.

Anglisy gazetikely vohikala.

Ny Bokin’ny Fanambarana.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Arkaeolojia.

Tonga ny Fampakarana.

 
 

Ireo fampianarana lehibe ao amin’ny hafatra.

Ny vaovao Mahfaly.
maty nohon'ny fahotanao Jesosy.

Batisan’ny Rano.

 
 

Ilay Rahona tsy azo hazavaina.

Andry Afo.

 

Ny Voninahitra Shekinah
an’Andriamanitra.

Foana ny fasana,
velona IZY.

 

Ilay Mpialoha Lalana.

 

Andriamanitra dia Mazava.

Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

Ny Taom-piangonana Fito.

Ny Tombokase Fito.

Andriamanitra sy ny andian-dahatsoratra
ara-tantàra - Daniela.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Fiovàna.

Noely
andian-dahatsoratra.

Andian-teny velona.

 

Anaran’Andriamanitra.

Sambo Fiaran’i Noa.

Ny Fisarihana Fahatelo.

 

Ny feon'ny Famantarana.

Nipoitra ilay Anjely.

Ota tany
am-piandohana.
Paoma ve ilay izy?

Angano.

Haibolantany Biblika.

Izany vehivavy Jezebela izany.

Vanim-potoanantsika Laodikia.

Kristy Ivelan'ny Fiangonana.

Fotopampianaran’ny Nikolaita.

Fahafatesana.
Inona ary?

Babylona Misitery.

 

Andriamanitra sy ny Siansa.
Zavamiaina bitika.

Andriamanitra sy ny Siansa.
- Kôsmôlojia.

Andriamanitra sy ny Siansa. Angano momba ny Dinôzôro.

Fanamarinana Mpaminany.

 

Fitsarana amin’ny
Horohoron-tany.

Aramagedona.

 

Fanasitranana Mahagaga.

Arkaeolojia.
Sodoma sy Gomora.

Anio no
Ahatanterahan’ity
Soratra Masina ity.

Ny Firafitry ny
Masoandrontsika dia
tanora.

Tsindrio ny sary mba ahazoana lehibebe amin'ny PDF.


Andry Afo -Sorony.

Mazava nanodidina ny lohan'i Rahalahy Branham.

Lisy ny afo.

 

Kalesy afo. Elia rehefa nisambotra-up.

Andry Afo - Houston 1950

Mazava tamin'ny vatolampy pyramida.

Kristy. Ao amin'ny fanaovan-jiro lovia volamena.

Ny Asa nataon'ny Mpaminany.
Toko 13 - Adriamanitra Dia Mazava.
(PDF)