Porofon’ny Fitsanganana tamin’ny maty.

<< mialoha

manaraka >>

  Andiany mahakasika ny Fitsanganana amin'ny maty.

Ny tsikombakomba.


David Shearer.

Filazàna - Ireo mpianatry Jesosy dia nangalatra ny vatany.

Io filazàna io dia noforonina fa ireo mianatry Jesosy no nangalatra ny vatany tao am-pasana raha natory ireo miaramila Romana nanana anjara tamin’ny fiambenana.
[Matio 28:13].

Ahoana ny maha-marina io filazàna io?

Voaeloka ho faty ny miaramila Romana iray raha matory eo am-piambenana. Ary raha miaramila Romana vitsivitsy no indray matory dia toa tsy azo hinona. Ny filazana fa ireo miaramila dia nananantontosa tsar any andraikiny dia mampiseho fanaromana zavatra niseho. Ireo miaramila sy ny governor dia voan’ny kolikolin’ireo mpitarika fivavahana.

Ny Tombokase teo amin’ny fasana.

Ny tombokase Romana eo amin’ny fasana dia misy metaly misitrika eo amin’ ny lavaka amin’ny vato rindrim-pasana manakaiky ny vato. Avy eo andrarahana firaka naempo ny lavaka hanamafy ny vy. Misy vy hafa mifandray aminy ka lasa hidiny mankeo amin’ny varavaram-pasana. Ny manam-pahaizana dia maminavina fa ilay vy dia tsy mihontsona na milanja 60-80 taonina aza ny hery hamaky azy.

Ireo mpianatra izany tsy maintsy namaky io tombokase napetraka teo io.
[Ny firaka sy vy porofon’io tombokase io dia hita tao amin’ny zaridainam-pasana ankehitriny.]

Ilay vato.

Ilay vato hidim-pasana dia mihoatra ny 4 metatra ny sakany ary 60 cm ny hadiriny. Vinavinaina ho 13.8 taonina ny lanjany, ary na dia mipetraka anaty tatatra aza izy ka azo atosika dia tsy mihontsona. Ny manetsika an’io hamaky ny metaly dia azo heverina fa tsy ho vitan’olombelona.
[Tsy maintsy nila nanosika an’io ireo mpianatra.]

Ilay lambamena nivalona.

Mety tsy maintsy nesorindry zareo izany ny lamban’i Jesosy, navalona tsara ny lambamena, ary namela izany tao am-pasana alohan’ny nangalarana ilay vatan’i Jesosy nitanjaka nivoaka tao.
[Mety ho mora kokoa ny nitondra ny vatany nirakotra.]

Ireo mpianatra dia tsy maintsy nanao izany, ary tsy manaitra ireo miaramila romana.

[Dia hitantsika mazava fa tsy mitombona io filazàna io.]


  Porofon’ny Fitsanganana amin’ny maty.

Porofon’ny Fitsanganana amin’ny maty.

Ireo vavolombelona.

Ny vavolombelona tany amin’ny fasana ny Alahady maraina dia vehivavy. Raha ianao ohatra no mpianatra nanao paika hangalarana ny vatan’i Jesosy hiala tao, dia tsy naka vehivavy mihintsy ianao ho vavolombelona. Ny vehivavy dia heverina fa vavolombelona tsy dia azo hitokisana, fa mety naka andr’i Nikodemosy na Josefa avy ao Arimatea.

Nisalasala ny amin’ny fitsanganana amin’ny maty ireo mpianatra.

Rehefa tonga avy any amin’ny fasana ireo vehivavy nilaza tamin’ny mpianatra fa nitsangana Jesosy, dia tsy nino azy ireo ny mpianatra.

Lioka 24:11,
Nefa nataony ho arirarira foana izany teny izany ka tsy ninoany.

Raha ianao ohatra no nanao ny paik’ady [hangalatra ny vatan’i Jesosy] dia tsy maintsy “nandahatra tsara ny tantara” hatramin’ny voalohany- ary dia tsy hisy ny mampisalasala.

Fitantarana maro momba ny fitsanganana amin’ny maty.

Satria manana tantara maro isika momba ny fitsanganana tamin’ny maty, avy amin’ireo mpanoratra samihafa izay zava-misy momba ny tantara, ity dia azo inona kokoa nohon’ny zava-nisy tamin’izany fotoana izany.

Ny nipotran’i Jesosy imbetsaka.

Maro ny fotoana nipotran’i Jesosy taorian’ny nitsanganany tamin’ny maty.

1. Tamin’ny lehilahy sy vehivavy,
2. Teny an-tanàna sy ambanivolo, Jodia sy Galilea.
3. Tamin’ny olona maro samihafa. (1 -500)
4. Tao an-trano sy teny ivelany (nipetraka sy nitsangana).
5. Maraina sy tamin’ny hariva.

Izany dia manala ny fahamarinan’ny “nofinofin’ny maro”.


  Famintinana.

Famintinana.

Raha nitranga tamin’ny olona iray tsy nampoizina ny fitsanganana tamin’ny maty, izany dia mety ho trangan-javatra nampitolagaga.

Fa satria nitranga tamin’ity olona IRAY ity, izay nahatanteraka faminaniana maro ny fiainany, voasoratra ao amin’ny Testamenta Taloha, ary Izy dia nilaza ny amin’ny Hitsanganany amin’ny maty alohan’ny nisamborana Azy.

Ary satria isika sady manana fitantarana maro ny amin’ny fitsanganana amin’ny maty sy ny nipotran’i Jesosy imbetsaka taorian’izany, ny zavatra azo fintinina dia Izy ihany araka ny nolazainy fa Izy ilay Mesia, ary ny fahafatesana tsy afaka hihazona Azy.

Faminaniana sasan-tsasany tanteraka.

Ireto dia sasantsasany amin’ireo faminaniana tanteraka teo amin’ny hazo fijaliana / fitsanganana amin’ny maty:

Salamo 22:16  Nolefonin’izy ireo ny tanako sy ny tongotro.
Salamo 22:17  ireo taolako: mijery sy mivandravandra ahy izy ireo.
Salamo 22:18  Notriarin’izy ireo ny fitafiako,
Salamo 22:18  ary niloka ny amin’ny fitafiako izy ireo.
Salamo 16:10  Fa tsy avelanao ao amin’ny helo ny fanahiko;
Isaia 53:9  Ary nataony niaraka tamin’ny ratsy fanahy ny fasany,
Isaia 53:9  ary miaraka amin’ny mpanankarena tamin’ny nahafatesany.

Tsindrio ny sary mba ahazoana lehibebe amin'ny PDF.


Ny Asan’Ilay
Mpaminany.
(PDFs)

Toko 9
Ilay Sintona Fahatelo.

(PDF)

Teo aloha...

Avy eo...

William Branham
Life Story.

(PDF Anglisy)

How the Angel came
to me.

(PDF Anglisy)

Pearry Green personal
testimony.

(PDF Anglisy)

Marriage and Divorce.

(PDF Anglisy)

  Hoy ny Soratra Masina...

Ary tamin'ny alin'ny Sabata, raha vao nazava ratsy ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia tonga Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray hijery ny fasana.

Ary, indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin'ny Tompo nidina avy tany an-danitra, tonga nanakodia ny vato, ary nipetraka teo amboniny.

Matio 28:1-2



Hafatra maharevo... Safidio ny fiteny, dia alaivo maimaimpoana, avy any amin'ny Rahalahy William Branham ireo Hafatra ireo.


Ny Misiterin'i Kristy.

Anglisy gazetikely vohikala.

Ny Bokin’ny Fanambarana.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Arkaeolojia.

Tonga ny Fampakarana.

 
 

Ireo fampianarana lehibe ao amin’ny hafatra.

Ny vaovao Mahfaly.
maty nohon'ny fahotanao Jesosy.

Batisan’ny Rano.

 
 

Ilay Rahona tsy azo hazavaina.

Andry Afo.

 

Ny Voninahitra Shekinah
an’Andriamanitra.

Foana ny fasana,
velona IZY.

 

Ilay Mpialoha Lalana.

 

Andriamanitra dia Mazava.

Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

Ny Taom-piangonana Fito.

Ny Tombokase Fito.

Andriamanitra sy ny andian-dahatsoratra
ara-tantàra - Daniela.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Fiovàna.

Noely
andian-dahatsoratra.

Andian-teny velona.

 

Anaran’Andriamanitra.

Sambo Fiaran’i Noa.

Ny Fisarihana Fahatelo.

 

Ny feon'ny Famantarana.

Nipoitra ilay Anjely.

Ota tany
am-piandohana.
Paoma ve ilay izy?

Angano.

Haibolantany Biblika.

Izany vehivavy Jezebela izany.

Vanim-potoanantsika Laodikia.

Kristy Ivelan'ny Fiangonana.

Fotopampianaran’ny Nikolaita.

Fahafatesana.
Inona ary?

Babylona Misitery.

 

Andriamanitra sy ny Siansa.
Zavamiaina bitika.

Andriamanitra sy ny Siansa.
- Kôsmôlojia.

Andriamanitra sy ny Siansa. Angano momba ny Dinôzôro.

Fanamarinana Mpaminany.

 

Fitsarana amin’ny
Horohoron-tany.

Aramagedona.

 

Fanasitranana Mahagaga.

Arkaeolojia.
Sodoma sy Gomora.

Anio no
Ahatanterahan’ity
Soratra Masina ity.

Ny Firafitry ny
Masoandrontsika dia
tanora.