Archaeology 2.

<< mialoha

manaraka >>

  Andian-dahatsoratra Andriamanitra sy ny Siansa.

Sodoma sy Gomora.


David Shearer.

Ilay faritra manodidina ny Ranomasina Maty fahiny dia toeram-pambolena maitso mavana, Genesisy 13:10 "Ary Lota nanopy ny masony ka nitazana ny tany rehetra teny amoron'i Jordana hatrany akaikin'i Zoara, fa azon-drano avokoa izy rehetra (talohan'ny nandravan'ny TOMPO (Lord) an'i Sodoma sy Gomora izany), tahaka ny sahan'i Jehovah sy ny tany Egypta."

Ankehitriny anefa, ny faritra rehetra efa lao, ny tanàna tsy mitovy loko (lavenom-potsy) amin’ny vatolampin’ny faritra manodidina, manondro ny halehiben'ny loza.


    Firafitry ny trano.

Ny Baiboly dia nijoro ho vavolombelona ny amin'ny faharatsiana tao Sodoma amin'ireto andininy manaraka ireto:

Genesisy 13:13
"Ary ny mponina tao Sodoma dia tena ratsy fanahy sady mpanota indrindra teo anatrehan’ny TOMPO."


Lavenona Sphinx (Sampy).

Ezekiela 16:49
"Indro, izao no helok'i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fahatokiam-poana no tao aminy sy tao amin'ireo zananivavy, ary tsy mba nitantana ny malahelo sy ny mahantra izy."
 

Rafitra.


    Firafitry ny trano.

Ny rafitra ny sisan-javatra rava dia ahitana sosona Solifata Kalsiôma, sy karibonetra Kalsiôma. Izany dia manome endrika ny sosona ny fotsy sy lavenona fotsy. Tena malemy izy ireo, mora foana ny "manapotika" ny rafitra.


Firafitry ny manda.

Baolina Solifara.


Solifara Afo.

Misy an'arivony ny Baolina solifara (Solfur) baolina milafika ao amin’ny lavenon’ny sisan-javatra rava. Ireo dia nanempo zavatra manodidina azy ireo, miaraka amin'ny lavenona. Izany no nahatonga azy ireo ho lasa nitambatra, manala ny oksijena avy amin'izy ireo, mamono ny fandoroana, ary izany no mitahiry ny Solifara ao anatiny.

Ny Solifara tao anatiny izy ireo dia fotsy ny lokony, ary amin'ny fitsapana simika, mampiseho fa mihoatra ny 98% madio. (Ny Solifara dia tokony mavo, volkano eo amin'ny natiora, ary 40% monja.)


    Trano - Gomora.

Deotoronomy 29:22
"Fa ho solifara sy sira ary fahamaizana ny tany rehetra eo: tsy hofafazana izy, na hanirian-javatra, sady tsy hisy ahitra akory hitrebona ao, tahaka ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima, izay noravan'i Jehovah tamin'ny fahavinirany sy ny fahatezerany."

Ny Lesona ho antsika.

Ny fahapotehin’i Sodoma sy ny tanana hafa dia fampitandremana ho antsika ankehitriny,araka ny voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny 2 Petera 2:6,

"Ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony fananarana ho an'izay ratsy fanahy ato aoriana."


  Hoy ny Soratra Masina...

fa tamin'ny andro izay nivoahan'i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.

Dia ho tahaka izany koa amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'olona.

Lioka 17:29,30


Quote...

Ary efa nanao ity fanambarana ity aho. Raha ity firenena ity dia ho afaka amin’ny fitsarana, Andriamanitra dia ho voatery hanangana an'i Sodoma sy Gomora, ary miala tsiny nohon’ny nadetehany azy ireo sy ny nandorony azy, fa isika dia ratsy fanahy tahaka an'i Sodoma sy Gomora ihany. Ary raha nandetika an'i Sodoma sy Gomora ka nandoro azy noho ny fahotany Izy, ka tsy hanao toy izany koa amintsika, dia tsy rariny, ary mila miala tsiny amin’izy ireo. Tsy voatery hiala tsiny amin'ny olona na inona na inona Andriamanitra. Ny fahotana dia hotsaraina, ary ho saziana, toy ny azo antoka fa misy ny Andriamanitra manao ny fitsarana. Ary ny didim-pitsaran'Andriamanitra dia Masina, Andriamanitra dia masina. Ka noho izany, ny fitsarany sy ny asany dia marina sy masina, satria lasa masina noho ny asany sy ny fitsarany Andriamanitra.

Nadika avy tamin’ny... Handwriting on the wall
58-0309M William Branham


  Hoy ny Soratra Masina...

Ary Jehovah nandatsaka tamin'i Sodoma sy Gomora solifara sy afo, avy tamin'i Jehovah tany an-danitra,

ka nandrava ireny tanàna ireny sy ny tany lemaka rehetra sy ny mponina rehetra tao an-tanàna ary ny zava-maniry teo amin'ny tany.

Genesisy 19:24,25

<< mialoha

manaraka >>

Tsy nilaza na oviana
na oviana ny
Baiboly fa ny Teny
dia tonga amin'ny
Teolojiana iray.
Izy ireo no
mampifangaro izany.


Tsindrio ny sary mba ahazoana lehibebe amin'ny PDF.


As the Eagle
Stireth her nest.

(PDF Anglisy)

Toko 14
- Harambaton'i Sabino

(PDF)

William Branham Life
Story.

(PDF Anglisy)

How the Angel came
to me.
(PDF Anglisy)

Toko 13 Andriamanitra
dia Mazava.

(PDF)

Toko 9
Ilay Sintona Fahatelo.

(PDF)


Hafatra maharevo... Safidio ny fiteny, dia alaivo maimaimpoana, avy any amin'ny Rahalahy William Branham ireo Hafatra ireo.


Ny Misiterin'i Kristy.

Anglisy gazetikely vohikala.

Ny Bokin’ny Fanambarana.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Arkaeolojia.

Tonga ny Fampakarana.

 
 

Ireo fampianarana lehibe ao amin’ny hafatra.

Ny vaovao Mahfaly.
maty nohon'ny fahotanao Jesosy.

Batisan’ny Rano.

 
 

Ilay Rahona tsy azo hazavaina.

Andry Afo.

 

Ny Voninahitra Shekinah
an’Andriamanitra.

Foana ny fasana,
velona IZY.

 

Ilay Mpialoha Lalana.

 

Andriamanitra dia Mazava.

Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

Ny Taom-piangonana Fito.

Ny Tombokase Fito.

Andriamanitra sy ny andian-dahatsoratra
ara-tantàra - Daniela.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Fiovàna.

Noely
andian-dahatsoratra.

Andian-teny velona.

 

Anaran’Andriamanitra.

Sambo Fiaran’i Noa.

Ny Fisarihana Fahatelo.

 

Ny feon'ny Famantarana.

Nipoitra ilay Anjely.

Ota tany
am-piandohana.
Paoma ve ilay izy?

Angano.

Haibolantany Biblika.

Izany vehivavy Jezebela izany.

Vanim-potoanantsika Laodikia.

Kristy Ivelan'ny Fiangonana.

Fotopampianaran’ny Nikolaita.

Fahafatesana.
Inona ary?

Babylona Misitery.

 

Andriamanitra sy ny Siansa.
Zavamiaina bitika.

Andriamanitra sy ny Siansa.
- Kôsmôlojia.

Andriamanitra sy ny Siansa. Angano momba ny Dinôzôro.

Fanamarinana Mpaminany.

 

Fitsarana amin’ny
Horohoron-tany.

Aramagedona.

 

Fanasitranana Mahagaga.

Arkaeolojia.
Sodoma sy Gomora.

Anio no
Ahatanterahan’ity
Soratra Masina ity.

Ny Firafitry ny
Masoandrontsika dia
tanora.