Fanasitranana Mahagaga. Nikolaitanisma.


  Fanasitranana Mahagaga.

Fanasitranana Mahagaga.

Ahoana ary ny fomba ahazoako fanasitranana?

"Moa ve ireo fanampin'anarana fiton'i Jehovah misy hifandraisany amin'i Jesosy?" F.F. Bosworth - ENY

Tsy misy olona afaka manasitrana olona, eny fa na dia ny Dokotera aza.
Ny fanasitranana rehetra dia avy amin'Andriamanitra.
Raha teto izao Jesosy, dia tsy afaka nanasitrana anao Izy - satria efa nataony io, Izy no efa nanao izany, tamin’Izy maty tao Kalvary. Mitaky finoana io.

Ny fanasitranana Masina dia hita eny amin’ny hafatra rehetra eny. Izao no santionany amin'ny hafatra sasany, natao mba hananganana finoana hitondra fanasitranana ho anao.

Hotahian'andriamanitra anie ianao.

Ampidiro (Anglisy).

60-0930  Visions of William Branham.
53-0509  Pillar of Fire.
60-0312  Door to the Heart.
57-0804A  The Great Commission.
58-0314  Love.
58-0619E  Can we see Jesus ?.
57-0806  God Projecting His Love.

Quote...

Ary noho izany ary ho an’ny lehilahy raha midina atỳ izy milaza fa manana hery hanasitranana ny marary, dia tsy fantany ny Soratra Masina. .. Ny fanasitranana Masina dia miankina amin'ny asa vitan’i Jesosy Kristy tao Kalvary. Tena asa vita. Ny famonjena dia toy izany koa. Tsy sitrana ianao herintaona lasa izay, roa taona lasa izay, na hoe voavonjy. Tsy voavonjy tamin'ny herinandro lasa ianao, na efa-polo taona lasa. Fa voavonjy ianao sivinjato sy arivo taona lasa izay, rehefa maty i Jesosy tao Kalvary. Fa nanaiky ny famelan-keloka ianao taona maro lasa izay, na alina maromaro lasa izay, na ny toy izany. Toy izany ihany koa: "Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika, ny dian-kapoka taminy no nahasitrana antsika." Izany hoe fotoana efa lasa.

William Branham -   The Great Commission   57-0804A (Anglisy)


  Tsy fahombiazana ny Fivavahana
  mandeha amin’ny ambaratongany.

Fahafahana Fahatelo.

Ilay teny hoe "Fiangonana" dia midika hoe ireo nantsoina. Inona ary no niantsoana antsika?

Ny Exodosy voalohany dia ny niantsoan’i Mosesy firenena iray avy ao anatina firenena.

Ny Exodosy faharoa dia i Kristy niantso ny Fiangonana iray avy ao anaty Fivavahana.

Ny Exodosy fahatelo dia i Kristy miantso ny Ampakarina avy ao anatin'ny Fiangonana iray.

Ampidiro (Anglisy).

60-0911M  As I was with Moses.
63-0630M  Third Exodus.
63-0724  Warning then Judgement.
55-1111  Where I think Pentecost failed.
58-1002  But from the begining it wasn't so.
64-0313  The Voice of the Sign.

  Nikolaitanisma.

Nikolaitanisma.

Ny teny hoe "Nikolaita" dia fikambanan’ny teny roa avy amin'ny teny grika "Niko" mba handresy, ary "Laika" ny fiangonana ( ny olona ). Nikolaitanisma no toerana nanombohan’ny ny fiangonana nofehezin’ny olona, fa tsy ny Fanahin'Andriamanitra.

Izany no voalaza ao amin'ny Apokalypsy Toko 2 sy 3, izay nanoratan’ny Tompo taratasy ho an'ny fiangonana fito tany Asia.
[Jereo Ny Taompiangonana Fito].

Ireo taratasy ireo dia ny faminaniana, izay mampiseho ny toetry ny vanimpotoana ho avy. Ny nanakianan’Andriamanitra ny fiangonana, dia satria fa efa niala tamin’ny "fitiavany voalohany" Navelany hiditra tao ny Nikolaitanisma. Izany nanomboka tamin’ ny teny hoe, ny asa, dia lasa foto-pampianarana, ary farany lasa olona - dia ny mpaminany sandoka.

Tena saro-takarina satria niatomboka fotsiny tamin’ny hoe "hevitra". Izany no nampianarin'ireo izay antsoina hoe "apostoly", na dia diso aza izy ireo. Eo no ahitantsika Izy dia miresaka ny fiangonana. Taty aoriana ao amin’ ireo taratasy ireo, Andriamanitra dia miantso azy hoe "Fiangonan'i Satana", ary hoy Andriamanitra hoe "mankahala" izany Izy. Tena mafy izany teny izany, izay tsy dia matetika ampiasaina ao amin'ny Soratra Masina.

Rehefa misy fanahy hafa te hanapaka eo amin'ny fiainanao, - izay no halan'Andriamanitra, satria tiany Izy no hanapaka eo amin'ny fiainanao. Manana safidy isika, na izany aza, mba ho amin'ny fahafahana ao amin’ny Fanahy Masina, fa tsy ny fanandevozanan’ny olona.

Ampidiro.

60-0911E  Five Definite Identifications of the Church of the Living God. - William Branham
62-1111E  Why I am against Organised Religion. - William Branham
Ny Taranaky ny Nikolaitanisma.
Jereo...
Ny Fotopampianaran'ny Nikolaita.
Izany vehivavy Jezebela izany.
Kristy Ivelan'ny Fiangonana.

Tsindrio ny sary mba ahazoana lehibebe amin'ny PDF.


Andry Afo.

 

Ilay Rahona tsy azo
hazavaina.

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

(PDFs)

Toko 11 - Ny Rahona.

(PDF)

Teo aloha...

Avy eo...

  Hoy ny Soratra Masina...

Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika*; kanjo isika kosa nanao azy ho nokapohina sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina.[Heb. fanaintainantsika]

Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika sy notorotoroina noho ny helotsika, ny fampijaliana* nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika. [Heb. famaizana]

Isaia 53:4,5


Ny Misiterin'i Kristy.

Anglisy gazetikely vohikala.

Ny Bokin’ny Fanambarana.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Arkaeolojia.

Tonga ny Fampakarana.

 
 

Ireo fampianarana lehibe ao amin’ny hafatra.

Ny vaovao Mahfaly.
maty nohon'ny fahotanao Jesosy.

Batisan’ny Rano.

 
 

Ilay Rahona tsy azo hazavaina.

Andry Afo.

 

Ny Voninahitra Shekinah
an’Andriamanitra.

Foana ny fasana,
velona IZY.

 

Ilay Mpialoha Lalana.

 

Andriamanitra dia Mazava.

Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

Ny Taom-piangonana Fito.

Ny Tombokase Fito.

Andriamanitra sy ny andian-dahatsoratra
ara-tantàra - Daniela.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Fiovàna.

Noely
andian-dahatsoratra.

Andian-teny velona.

 

Anaran’Andriamanitra.

Sambo Fiaran’i Noa.

Ny Fisarihana Fahatelo.

 

Ny feon'ny Famantarana.

Nipoitra ilay Anjely.

Ota tany
am-piandohana.
Paoma ve ilay izy?

Angano.

Haibolantany Biblika.

Izany vehivavy Jezebela izany.

Vanim-potoanantsika Laodikia.

Kristy Ivelan'ny Fiangonana.

Fotopampianaran’ny Nikolaita.

Fahafatesana.
Inona ary?

Babylona Misitery.

 

Andriamanitra sy ny Siansa.
Zavamiaina bitika.

Andriamanitra sy ny Siansa.
- Kôsmôlojia.

Andriamanitra sy ny Siansa. Angano momba ny Dinôzôro.

Fanamarinana Mpaminany.

 

Fitsarana amin’ny
Horohoron-tany.

Aramagedona.

 

Fanasitranana Mahagaga.

Arkaeolojia.
Sodoma sy Gomora.

Anio no
Ahatanterahan’ity
Soratra Masina ity.

Ny Firafitry ny
Masoandrontsika dia
tanora.


Hafatra maharevo... Safidio ny fiteny, dia alaivo maimaimpoana, avy any amin'ny Rahalahy William Branham ireo Hafatra ireo.