Tongasoa eto amin’ny BNL Ministries


Ny vaovao Mahfaly.
maty nohon'ny
fahotanao Jesosy.


Reniranon'i Ohio, 1933.

Fahazavana hafahafa no niseho teo ambonin'ny lohan'ny minisitra tanora iray,  alohan'ny olona 4000. Feo iray avy amin'ny mazava no miteny...
“Tahaka ny nanirahina an’i Jaona Mpanao Batisa…”


Anaran’Andriamanitra.

Andriamanitra dia manana ny tena anarany.
Inona ny Anaran’Andriamanitra?


Fitsarana amin’ny Horohoron-tany.

Ny Mpaminanin’Andriamanitra dia mitondra fitsarana ho an’ny firenena. Alohan’ny hitsaran’Andriamanitra, dia nilaina ny hafatr’ireo Mpaminany.


Paleontolojia.

Andriamanitra sy ny Siansa.
Angano momba ny Dinôzôro.

Ny fahatsapana mahazatra, fomba fijery ara-Baiboly momba ny Dinôzôro.


Ny Voninahitra Shekinah an’Andriamanitra.

Ny tena maha samihafa ny Jodaisma sy ny Kristiana, amin’ny finoana hafa rehetra, dia ny fisian’ny “Shekinah” Voninahitr’Andriamanitra- Ny AndryAfo.

Ny Voninahitra Shekinah an’Andriamanitra.


Golgotha

Ny Vaovao Lehibe Indrindra Teo amim’ny Tantra.
Foana ny Fasana.
velona IZY.


 Ilay Rahona tsy azo hazavaina.

“Efa fantatra mialoha ary fa ho avy ny mpaniratsira amin’ny andro farany…
Izay miteny hoe: Aiza akory izy izay tonga eo…?

Nisy olona iray nanontany an’i Billy Graham… “Jesosy ve ho avy eny amin’ny rahona, sa eny ambony soavaly fotsy? Fanontaniana mahavariana. Nieritreritra izy dia namely “Sovaly fotsy”Izany no endriky ny fiverenan’i Kristy -Hanjaka sy Hanapaka.Dia aiza ary izany ny hidiran’ny rahona amin’izany..?

Ny Rahona


Ilay Mpialoha Lalana.

Alohan’ny Fiverenan’i Kristy Voalohany, dia nandefa Mpialoha Lalana Andriamanitra. Tsy maintsy tahaka izany ihany alohan’ny Hiverenan’i Kristy Fanindroany.
Vonona hitsena Azy ve ianao?


Ambaratongan'ny Fotoana Jeolojika.

Fiovàna.
Ny teoria tsy voaporofon'ny zavatra nomena.

Ny asehon'ny Tantaran'ny Fôsily.


Ny Misiterin'i Kristy.

Iza io olona antsointsika hoe Jesosy Kristy io? Inona ny Misiterin’Andriamanitra?


Ny Taom-piangonana Fito.

Ny taratasy ho an’ny Fiangonana Fito ao amin’ny Apokalipsy took faha 2 sy 3 dia faminaniana, mampiseho vanim-potoanan’ny Tantaran’ny Fiangonana. Inona ary ny lazain’ny Baiboly momba ny vanim-potoana?


Ny Tombokase Fito.

Ny Misiterin'i ireo mpitaingi-tsoavaly ao amn’ny Apokalipsy.
(Ny Tombokase Fito)


Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ao amin’ny Apokalipsy toko 1 Jesosy dia miseho ho “Voalohany sy Farany”, izany rehetra izany. Aiza ary no hidiran’ny Ray sy Fanahy Masina amin’izany?

Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ahoana ny fomba ahazoako Fanasitranana Mahagaga.?


Ilay Sintona Fahatelo.

Vakio ny fahitana momban’ny tapany fahatelo amin’ny asa fanompoana nataon’i Rahalahy Branham.

Ilay Sintona Fahatelo.


Fanamarinana Mpaminany.

Iza no nanamarina an’i Mosesy? Nanao fifidianana ve ry zareo dia niaiky fa mpaminany izy?
Antokom-piangonana ve no nahatonga azy ho toy izany?

Fanamarinana Mpaminany.


Sodoma sy Gomora.

Arkaeolojia.
Ilay tanàna Lavenona tao Sodoma sy Gomora fahiny dia foiben'ny faritra maitso mavana, toerana fambolena.


Angano.

Ny angano dia manana ny fakany ao amin'ny Bokin'ny Genesisy. Ny niandohan'ny fanompo-pivavahana amin'ny Reny sy ny zanaka.


Boky misy Fanambarana mifanesy.

Boky misy Fanambarana mifanesy.


Anio no Ahatanterahan’ity Soratra Masina ity.

Andriamanitra ny andron'ny famaliana nambara.


Sambo Fiaran’i Noa.

Ny famaritana ny toerana sy ny fanadihadina natao tamin'ny Sambo fiaran’i Noa tany amin'ny faritra atsinanan'i Torkia.


Andriamanitra sy ny Siansa.
Zavamiaina bitika.

Tamin’i Darwin nanolotra ny fampianarany momba ny evolisiona, dia nihevitra izy fa ny sela dia tena rafitra tsotra.


Aramagedona.

Hollywood dia nanome antsika ny endriky ny Aramagedona tahaka ny fandringanana tanteraka ny Tany. Kanefa marina ve izany?


Andriamanitra sy ny Siansa.
Kôsmôlojia.

Planeta tsy manan-danja ve isika, sa ny planeta sy ny fipetrahany dia voaoman'ireo maranin-tsaina ambony?

Paoma ve ilay izy?

Ny marina momba ny ota tany am-boalohany.
Paoma ve ilay izy?

Quote...

Ankehitriny, amin’ny lahatsoratra nosoratako, mba hanazavana indray momban’izay foto-kevitra tiako ho entina: "Misy" ... teny efatra. Andeha hozavaina "Misy." Misy, ny tanàna masina indrindra eo amin'izao tontolo izao, Jerosalema, «Misy an’ireo», tanàna mpivavaka indrindra eto an-tany, amin’ny fety masina, ny Fetin’ny Paska. "Any," misy ny toerana masina indrindra,tanàna masina indrindra, ny fikambanana lehibe indrindra, ny mpitarika izany rehetra izany, ry zareo any, olona mpivavaka indrindra eto an-tany, niangona avy amin’ny vazan-tany efatra. Nofantsihin’izy ireo, tamin’ny fomba faran’izay mahamenatra indrindra mety hahafatesan’ny olona, niboridana, norovitina ny akanjony hiala taminy,tamin’ny fomba tena mahamenatra indrindra… «Tao» (tanàna tena mpivavaka indindra), «Ry zareo» (olona tena mpivavaka indrindra) «Namantsika» (tamin’ny fomba faran’izay mahamenatra» «Ilay» (Olona tena sarobidy indrindra).

William Branham -   The Indictment   63-0707M P33



Hafatra maharevo... Safidio ny fiteny, dia alaivo maimaimpoana, avy any amin'ny Rahalahy William Branham ireo Hafatra ireo.


Ny Misiterin'i Kristy.

Anglisy gazetikely vohikala.

Ny Bokin’ny Fanambarana.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Arkaeolojia.

Tonga ny Fampakarana.

 
 

Ireo fampianarana lehibe ao amin’ny hafatra.

Ny vaovao Mahfaly.
maty nohon'ny fahotanao Jesosy.

Batisan’ny Rano.

 
 

Ilay Rahona tsy azo hazavaina.

Andry Afo.

 

Ny Voninahitra Shekinah
an’Andriamanitra.

Foana ny fasana,
velona IZY.

 

Ilay Mpialoha Lalana.

 

Andriamanitra dia Mazava.

Voazava ny momban’Andriamanitra.

Ny Asan’Ilay Mpaminany.

Ny Taom-piangonana Fito.

Ny Tombokase Fito.

Andriamanitra sy ny andian-dahatsoratra
ara-tantàra - Daniela.

Andriamanitra sy ny Siansa. - Fiovàna.

Noely
andian-dahatsoratra.

Andian-teny velona.

 

Anaran’Andriamanitra.

Sambo Fiaran’i Noa.

Ny Fisarihana Fahatelo.

 

Ny feon'ny Famantarana.

Nipoitra ilay Anjely.

Ota tany
am-piandohana.
Paoma ve ilay izy?

Angano.

Haibolantany Biblika.

Izany vehivavy Jezebela izany.

Vanim-potoanantsika Laodikia.

Kristy Ivelan'ny Fiangonana.

Fotopampianaran’ny Nikolaita.

Fahafatesana.
Inona ary?

Babylona Misitery.

 

Andriamanitra sy ny Siansa.
Zavamiaina bitika.

Andriamanitra sy ny Siansa.
- Kôsmôlojia.

Andriamanitra sy ny Siansa. Angano momba ny Dinôzôro.

Fanamarinana Mpaminany.

 

Fitsarana amin’ny
Horohoron-tany.

Aramagedona.

 

Fanasitranana Mahagaga.

Arkaeolojia.
Sodoma sy Gomora.

Anio no
Ahatanterahan’ity
Soratra Masina ity.

Ny Firafitry ny
Masoandrontsika dia
tanora.

  Hoy ny Soratra Masina...

Mba hanao feo fiderana, ka hilaza ny asanao mahagaga rehetra.

Psaume 26:7

Jesosy Kristy dia
Andriamanitra.
Ilay Jehovah ao
amin'ny Testamenta
Taloha no Jesosy
ao amin'ny Vaovao.